|
|
|
|

Teny iditra1 paka lelo
Singan-teny  2paka, 3lelo
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5enti-milaza irony ankizy izay mikirazorazo lava mipaka eo amin' ny molony ny lelony: Zaza paka lelo. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6dont la morve descend toujours sur les lèvres. [1.3]
Voambolana  7 Fahasalamana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12